|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  alokaloka
Fototeny  2  aloka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] shade, protection from the sun
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] ombre, abri du soleil.
6  [1.13] pénombre
Ohatra  7  Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5]
8  Ny hatsaran' ny alokalony no antony nàmbolena azy indrindra; [1.38]
9  Feno hehy sy korana ny alokaloky ny lavarangana ary nisy aina terý ny vodi-hatafa sy voaniho. [2.499]
10  Raha hohosoranareo ho mpanjakanareo tokoa ary aho, dia avia ianareo ka mialofa ato amin'ny alokaloko [2.996]
Haiendriteny 
11  Tsotra :
Sampanteny 
12  Matoantenin' ny mpanao :
13  Matoantenin' ny iharana :
14  Matoantenin' ny fameno :

Teny iditra (2/2)15  alokaloka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Betsileo] ahiahy

Fivaditsoratra  18  alokaloka, olakolaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02