|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambany avaratra
Singan-teny  2  ambany, avaratra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Ohatra  4  Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59#336]
5  vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326]
6  Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58]
7  Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324]
8  Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114]
Mpanahaka  9  ambany atsimo, ambany atsinanana, ambany andrefana

Teny iditra (2/2)10  Ambany Avaratra
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (haitoetany)
Ohatra  12  le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362]
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fitanisana

Fivaditsoratra  14  Ambany Avaratra, ambany avaratra, Ambany Avaratra, ambany avaratra

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/01