Teny iditra ambany atsimo
Singan-teny ambany ; atsimo
Sokajin-teny kambanteny
Ohatra 
1avy any ambany atsimo: "Vonjeo e! [2.445]
2Nokatrohan' izy telo lahy ny tanimbary ao ambany atsimo ka vita vetivety foana [1.1]
3Nony teo ambany atsimon' ny tanànan' Anahimalemy dia nialana ny fiarakodia rehetra. [2.356]
4Omby iray no anay taty an-tanàna fa ny sisa dia nozarain-dry zareo tao ambany atsimo. [2.643]
5Nazava dia nazava ny alina tamin'izay ary nangina dia nangina, ka tsy nisy zavatra re afa-tsy ny fisiaky ny ahitra sy ny fimonomonon'ilay renirano kely tao ambany atsimo nifangaro tamin'ny feon'ny tamotamo [2.324]
6[Ikopa] ... renirano lehibe eto Imerina, miandoha ao avaratra-atsinanan' i Manjakandriana, dia mandalo eo ambany atsimon' Antananarivo [1.10]
Mpanahaka  ambany avaratra ~ ambany atsinanana ~ ambany andrefana

Teny iditra Ambany Atsimo
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Ohatra Zazalahy mbola vao folo taona monja no nampikaikaika ireo mponina tao amin'ny fokontany Ambany Atsimo [4.14]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01