Teny iditra (1/2) | 1 ambany avaratra |
Singan-teny | 2 ambany, avaratra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Ohatra |
4 Ny etsy ambany avaratra amy ny Soanarabe. [2.59#336] 5 vohitra ao ambany avaratra andrefan' ny havoana Ambohitsitakatra [1.10#A.326] 6 Koa raha indreto izahay, avy aroa ambany avaratra: tonga aty an-dafy Atsimo. [2.245#58] 7 Ao ambany avaratra horaka feno kotro sy ahitra lava, ary ny tamotamo no mameno any. [2.324] 8 Mena midorehitra ny fijery ny trano vita ary samy teny ambany avaratra avokoa izy ireny; [2.470#114] |
Mpanahaka | 9 ambanyatsimo, ambanyatsinanana, ambanyandrefana |
Teny iditra (2/2) | 10 Ambany Avaratra |
Sokajin-teny | 11 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Ohatra |
12 le hameau Ambala Andrefana ainsi nommé lorqu'il est considéré par rapport au hameau Ambala Atsinanana en situation plius orientale de l'autre côté de la rivière, est aussi appelé Ambany Avaratra, c'est-à-dire "en bas au nord" d'Amindrabe [1.362] |
Fivaditsoratra | 13 Ambany Avaratra, ambany avaratra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |