Teny iditra (1/2) | 1 ambioka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavamaneno vita amin'ny tsora-kazo kely anankiroa atao mifampikapoka; raha hazo mafy toy ny voamboana dia avo feo sady mikarantsana izy, fa raha hazo malemy kosa toy ny tahon-kifafa, dia somary dombodombo feo |
Voambolana |
4 Feon-kira: zavamaneno |
Mpanahaka | 5 ambio |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Teny iditra (2/2) | 128 ambioka |
Sokajin-teny | 129 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
130 [1.78] [Betsimisaraka]
vary, tsaramaso, ets tahirizana, masomboly 131 [1.78, 1.1] [Bezanozano] Masomboly 132 [1.78] [Sihanaka] masomboly, harena iraisan'ny mpivady 133 [1.13] voan-javatra natokana ho masomboly |
Fanazavàna teny frantsay |
134 [1.19] [Tankarana]
graines de semence, semis, riz réservé pour la semence. 135 [1.13] semence |
Ohatra |
136 [1.381#] Toerana fametrahana masom-boly (ambioka) ary fanorenam-pitia-vana fanambadiana. 137 [1.519#] Ratsy ny akofa satria tsy misy ilana azy mihitsy, sady tsy azo hanina no tsy azo atao ambioka. |
Voambolana |
138 Toe-karena: fambolena |
Tovy hevitra | 139 ambeoka, ambeo, ambeko, ambezo, ambio, masomboly, tabiry |
Fivaditsoratra | 140 abaikom, ambioka, aombika, miboaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28 |
![]() |