| Teny iditra (1/2) | 1 ambio |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazan-javamaneno roa vita amin'ny hazo mafy mikarantsana rahefa ampifampikapohana
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 instrument de musique constitué de deux bâtons en bois dur
[1.13] |
| Voambolana | 5 Feon-kira: zavamaneno |
| Mpanahaka | 6 ambioka |
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Teny iditra (2/2) | 129 ambio |
| Sokajin-teny | 130 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
131 (na ambeo): masomboly
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
132 graines de semence, semis, riz réservé pour la semence.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 133 Toe-karena: fambolena |
| Tovy hevitra | 134 ambeko, ambeo, ambezo, ambioka, masomboly, tabiry |
| Fivaditsoratra | 135 aimbo, ambio, 136 aomby, 137 miabo, 138 ombay, 139 ombia |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|