Teny iditra (1/3) | 1 ambezo |
Fototeny | 2 vezo |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fangatahana mafy toa mitaraina mihitsy ary tsy miala raha tsy mahazo. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#27] supplique, instance |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 ambezo |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.13] voan-javatra natokana ho masomboly |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] semence |
Voambolana |
15 Toe-karena: fambolena |
Tovy hevitra | 16 ambeo, ambeko, ambio, ambioka, masomboly, tabiry |
Teny iditra (3/3) | 17 Ambezo |
Singan-teny | 18 Vezo |
Sokajin-teny | 19 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny frantsay |
20 [1.3#27] nom du pays qui s'étend le long de la mer au nord de Saint-Augustin |
Fivaditsoratra | 21 ambezo, Ambezo, amboze, bezoma |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |