Teny iditra (1/2) | 1 ambina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako 4 Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 watch, guard, patrol. See andry [1.2] 6 a watch, a guard [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 action de garder, de surveiller [1.8] |
Ohatra |
8 Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana. [2.508#313] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny ambina io |
Teny iditra (2/2) | 15 ambina |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
17 Zara tsara, vintana tsara [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
18 used in the following: amBInina#mg.pv, maNAMbina#mg.av [1.2] |
Sampanteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |