Teny iditra (1/2) | 1 ambolokely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazam-balala madinika 4 [1.1] espèce de petite sauterelle |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] A small species of locust. |
Voambolana |
6 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Singan-teny | 7 ambolo, kely |
Teny iditra (2/2) | 8 ambolokely |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] tapa-kazo kely na ahitra bebe tonony ataon'ny ankizy mianatra manenona ho famahanan-tenona |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] A small reel made of straw used for twisting on; a reel or ball of cotton, etc. |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/25 |
![]() |