Teny iditra ampongavato
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tsimihety] Karazam-balala izay mampaneno elatra rehefa manidina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy a species of locust [3.1]
Fandikana frantsay une espèce de sauterelle [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  valala

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31