|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kijeja
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Zana-balala vao foy ary manao dia be
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] young locusts still in the hopping stage
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] Petites sauterelles
6  [1.8] petites sauterelles qui ne volent pas encore
Ohatra  7  [2.48] ny valalavao, ny kijeja, no amidy ao an'tsena, ley maina.
Voambolana  8  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Renianarana 
Anarana iray reny 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny kijeja io

Teny iditra (2/2)33  kijeja
Sokajin-teny  34  anarana
Fanazavàna teny malagasy  35  [1.1] Enti-milaza koa ny zaza madinika maromaro tafaraka
Fanazavàna teny frantsay  36  [2.415] Se disait du grand nombre, surtout des enfants nombreux

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07