Teny iditra | 1 ampahafolo |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fototeny | 3 folo |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.10#F635] ny iray amin' ny zavatra nozaraina folo 6 [1.1#65] [ampahafolo] Ampahany amin' ny zavatra iray nozaraina folo: Enina ampahafolon' ny atody nakotriko no foy 7 [1.13] zara azo amin'ny isa iray zaraina folo mitovy |
Fanazavàna teny anglisy |
8 [1.2#199] [ampahafolony] one tenth |
Fanazavàna teny frantsay |
9 [1.3#182, 1.5#122] [ampahafolony] un dixième 10 [1.13] dixième |
Isam-pirenena |
11 [3.1] 1/10 |
Ohatra |
12 [2.895#82] Mandadia ilay nateraka ho biby, fa tsy mbola ampy ampahafolon'ny heriko ny hatanjahan'ialahy |
Voambolana |
13 Matematika: rafitrisa |
Mpanahaka | 14 ampahatelo, ampahefatra, ampahadimy, ampahenina, ampahafito, ampahavalo, ampahasivy, ampahazato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |