|
|
|
|

Teny iditra 1  ampahatelo
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 [ampahatelo] Ny ampahan' ny zavatra iray izay nozaraina telo mitovy [1.1#66]
Fanazavàna teny anglisy  5 [ampahatelony] a third part (and so with larger numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 [ampahatelony] le tiers [1.3]
7 [ampahatelony] tiers [1.13]
8 [ampahatelony] le tiers (et ainsi de suite pour les chiffres) [1.8]
Ohatra  9  Ny ampahatelon' ny lohany tsy tafiditra [2.472#102]
10  ary ny ampahatelonareo ho ao an-tranon' ny mpanjaka [2.996#14.23.5]
11  ka ny androatokony any ny tompon-javatra, ary ny ampahatelony any ny Fanjakana [1.123]
Haiendriteny 
12  Tsotra :
Voambolana  13  Matematika: rafitrisa
Mpanahaka  14  ampahadimy, 15  ampahafito, 16  ampahafolo, 17  ampahasivy, 18  ampahavalo, 19  ampahazato, 20  ampahefatra, 21  ampahenina
Fikambanana  22 ampahatelo amby ny folony
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07