Teny iditra (1/2) | 1 fahazato |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2#797] [fahazatony] a hundredth 4 [1.7] a hundredth part, percent |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#869] [fahazatony] la centième partie 6 [1.3#869] [fahazato] le centième 7 [1.8] le centième, pourcent |
Ohatra |
8 [2.356#] Ny taona 1918 dia fankalazana ny fahazato taonan' ny nidiran' ny Filazantsara teto Madagasikara. 9 [2.996#] fa mbola maty tanora ihany ny maty amin' ny fahazato taonany, ary efa zato taona ny mpanota vao ho tratry ny ozona. |
Voambolana |
10 Matematika: rafitrisa |
Fototeny | 11 zato |
Mpanahaka | 12 ampahazato |
Lohateny |
Teny iditra (2/2) | 14 fahazato |
Sokajin-teny | 15 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
16 [1.2#797] one hundred fathoms long |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.3#869] cent brasses |
Voambolana |
18 Toerana |
Fototeny | 19 zato |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |