Teny iditra ampalibe
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Voankazo fihinana izay hita any avaratra atsinanana [1.78]
 Hazo lehibe tsy fahita afa-tsy amin'ny tany mafana, be tavolo ny voany ary anisan'ny lehibe indrindra amin'ny voankazo rehetra fa mety mahatratra 15 kilao; ny tsirony, mamy sy matsiro, saingy misy fofony maherihery kosa. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [Betsimisaraka] The jackfruit tree (Artocarpus integrifolia) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Jacquier (Artocarpus integra, Urticaceae [...] [tohiny 1.5]
 (de ampaly (2), et be = grand).
Nom d'abord donné à plusieurs figuiers :
[Sakalava] Ficus guatteriifolia Baker (Moraceae).
[Sihanaka] Ficus pachyclada Baker (Moraceae).
Mais depuis l'introduction du Jacquier, Artocarpus heterophyllus Lam. (Moraceae), arbre fruitier bien connu, c'est à ce dernier qu'on donne en général le nom d' ampalibe. [1.196]
Anarana siantifika Artocarpus heterophyllus, Ficus guatteriifolia, Ficus pachyclada
Voambolana 
Tovy hevitra finesy ~ kimahatorolela
Habaka http://waynesword.palomar.edu/jackfr1.htm#jackfruit
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31