Teny iditra |
anakandriana
(anaka, andriana)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Famaritana malagasy | [Betsileo]
antidahy [Rakotosaona 1975]
|
| [Betsimisaraka]
zanak' andriana [Rakotosaona 1975]
|
| Zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | [Provincial]
Petty princes among the various tribes [Richardson 1885]
|
Teny nalaina |
|
Teny iditra |
Anakandriana
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
Tsanganana sy sary iray takila |
|
Ohatra | Ka sarojavatra, be vazimba, be sarinjavatra, ala fitoeran-tsampy sy fitoerany Anakandriana, izany no nahasarojavatr' azy. [Callet: Tantara, takila 17]
|
|