|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  anakandriana
Singan-teny  2  anaka, andriana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Betsileo] antidahy
5  [1.78] [Betsimisaraka] zanak' andriana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] [Provincial] Petty princes among the various tribes
Kamban-teny 
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny anakandriana io

Teny iditra (2/2)9  Anakandriana
Singan-teny  10  anaka, andriana
Sokajin-teny  11  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1#72]
13  [Anakandriana] zavatra tsy hita maso ninoan' ny Ntaolo ho nonina tany anaty lava-bato, ary mpanelanelana eamin' Andriamanitra sy ny olombelona; ny anakandriana no voalaza ho nanindry mandry na nanoro hevitra ny mpimasy
14  [1.1#814]
15  [Ranakandriana] zavatra tsy hita vatana, ninoan' ny Ntaolo ho "mpamoaka ny fitahian' Andriamanitra, aloalon' ny tany sy ny lanitra", ka nanaovan' ny olona hataka sy vavaka ary hasim-bola, ka nanome, hono, raha hitany fa mahatsara ny olona mangataka ny zavatra angatahiny
Fanazavàna teny anglisy  16  [1.2] Supposed supernatural beings imployed as agents between God and man. See anakandriana
Fanazavàna teny frantsay  17  [1.3#506]
18  [Ranakandriana] êtres surnaturels, censés habiter surtout dans les cavernes ; agents intermédiaires entre Dieu et les hommes, ils inspiraient tous les mpimasy (devins)
19  [1.196] [Malzac confond ici mpimasy et mpisikidy]
Ohatra  20  Izany no atao hoe «Anakandriana|Ranakandriana na Anakandriana|Ranakandriana. [2.588]
21  tsindry ny ranakandriana, ary ny olona mpaminany mahalala koa: [2.48]
22  Izy no nampiditra ny fitondram-panjakana misy anakandriana sy Anakandriambe. [2.508#]
Voambolana  23  Fivavahana, finoana
Tsipelina hafa  24  ranakandriana

Fivaditsoratra  25  anakandriana, Anakandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08