|
|
|
|

Teny iditra1  anatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Torohevitra, fanorotoroana: Araho tsara ny anatry ny ray aman-dreny
Fananarana, fampitandremana: Anatra lehibe ho anao izao fahavoazanao izao
Hafatrafatra, filazalazana: Nanome anatra mafonja vitsivitsy ny filoha talohan' ny hiaingan' ireo hanao fanompoam-pirenena
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] advice, admonition
5  [1.2] counsel, instruction, correction, reproof, rebuke
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] conseil, admonition
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny anatra io

Fivaditsoratra  13  aatran, anatra, antara, aranta, atrana, naatra, natara, rataña, tarana, tarana-

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08