|
|
|
|

Teny iditra1  anava
Fototeny  2  ava
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  ambany amin'ny rano [Betsimisaraka] [1.78]
5  any amin'ny alehan'ny rano [Sihanaka] [1.78]
6  ilazana ny mivalana avy eo amin'ny toerana iray [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  en aval [1.13]
Ohatra  8  Ny tarika faharoa dia nidina ny sahan'i Sambirano, nijanona kely tao Sambirano anava dia niampita nankany Nosy Komba sy Nosy Be. [2.508#]
Voambolana  9  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny anava io

Fivaditsoratra  11  anava, avana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19