|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  andrao
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sao, sangoa, mba tsy: Ovao ny akanjonao andrao fantany ianao
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] see fandrao
5  [1.2] lest, peradventure, fear lest. Same as fandrao
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] voir fandrao
7  [1.12] de peur que
Ohatra  8  Ka izany no anontaniako, fa andrao misy vaovao hoy izy. [2.366#]
9  Ka aza atosi-bohon-tanana izahay, fa andrao menatra manan-kavana ihany. [2.245#]
Mpanahaka  10  fandrao, mba, ndrao, sangoa
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  andrao
Fototeny  13  andra
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana andraina [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15  adaron, andora, andrao, androa, aondra, aradon, arodan, darona, dorana, dranao, nadaro, narado, naroda, radona, rodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02