|
|
|
|

Teny iditra1  andrefana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2, 1.7] the west
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#40, 1.8] ouest
Ohatra  6  Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857#]
7  Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#]
Voambolana  8  Toerana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Tambinteny :
Tohi-kevitra  12  atsinanana
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Lohateny  19  Tantaran' ny Zanakantitra sy ny Menalamba tao andrefan' Ankaratra (Rasamuel Maurice)
Ohabolana  20  Ohabolana misy io teny andrefana io

Fivaditsoratra  21  andrefana, fanderana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21