Teny iditra (1/3) | 1 andro |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 masoandro, orana: Avy ñy andro [Bara]
[1.78] 4 Fotoana manelanelana ny misasak' alina anankiroa, na hoe adiny efatra amby roapolo: Nipetraka roapolo andro tany Antananarivo izahay 5 Ny fotoana anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe ny fotoana manelanelana ny fipoirany sy ny filentehany, na hoe adiny roa ambin' ny folo (mifanohitra amin' ny alina): Fohy ny andro rehefa ririnina, fa ny alina kosa lava 6 Taratry ny masoandro: Misakisaha fa tratran' ny andro ianao eo 7 Fotoana nisehoan-java-dehibe, na nanjakana mpanjaka malaza iray: Amin' izao andron' ny baomba atomika izao ~ Efa nanomboka ny fandrosoana tamin' ny andron-dRadama rainy 8 Ny fiainan' ny olombelona eto an-tany: Fohy ny andron' ny zanak' olombelona, hoy ny Soratra Masina 9 Vintana: Ratsy andro, hono, itỳ zaza itỳ, araka ny filazan' ny mpanandro 10 Toetran' ny habakabaka, ny rivotra, ny hafanana sy ny hatsiaka: Tsara ny andro androany fa manga ny lanitra ~ Mangatsiaka ny andro amin' ny ririnina 11 Fotoana: Vary andro foana eto aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 the day, the daytime; a period. [Mal. hari; Dyak andow.] [1.2] 13 a day; an epoch or period 14 a great day [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 jour, temps [1.8, 1.5#65] 16 époque [1.5#65] |
Voambolana |
17 Fotoana |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 67 Ohabolana misy io teny andro io |
Lahatsoratra |
68 Randzavola: andro ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 69 andro |
Sokajin-teny | 70 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
71 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
72 action de se baigner, bain [1.3] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/3) | 80 andro |
Sokajin-teny | 81 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
82 habokana [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny frantsay |
83 lèpre [Taisaka]
[1.82] |
Voambolana |
84 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 86 andro, droña, ndrao, ondra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/07 |