Teny iditra | angefa | |
Sokajin-teny | mpampitohy | |
Fanazavàna teny malagasy | Mitovy amin' ny anefa, nefa, andrefa, kandrefa (jer. ireo); fampiasan' ny ankizy indrindra kosa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Same as anefa, but rarely used. [1.2] | |
Tovy hevitra | nefa ~ anefa ~ kanefa ~ kandrefa | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |