Teny iditra | 1 anti-bavy |
Singan-teny | 2 antitra, vavy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] [Provincial]
an old woman. Contemptuous if used in Imerina 5 [1.7] an old woman (disrespectful) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] vieille femme (peu respectueux) |
Ohatra |
7 Raha misy fìvoriana, odrey izany antidaby sy antibavy mirijarija; [1.437#] 8 Inona koa ary, hoy ilay antibavy, ity zavatra mangamanga ato anaty rano ity? [2.606#] |
Mpanahaka | 9 antidahy |
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny anti-bavy io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |