Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a shark. See akio [Richardson 1885]
 a shark [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay requin [Hallanger 1974]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra akio
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [Andriamalala: Zazavavindrano]
Teny nalaina 

Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra antsiantsy

Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [Richardson 1885]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra jiolahy

2016/04/21