|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  antsantsa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] a shark. See akio
5  [1.7] a shark
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] requin
Ohatra  7  iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [2.5]
Voambolana  8  Haibiby: trondro
Tovy hevitra  9  akio
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny antsantsa io

Teny iditra (2/3)13  antsantsa
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny anglisy  15  [1.2] Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy.
Voambolana  16  Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa
Tovy hevitra  17  antsiantsy

Teny iditra (3/3)18  antsantsa
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny anglisy  20  [1.2] In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy
Voambolana  21  Lalàna
Tovy hevitra  22  jiolahy

Fivaditsoratra  23  antsantsa, tsantsana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02