Teny iditra (1/4) | 1 araka |
Sokajin-teny | 2 mpampiankin-teny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza fifanarahana, fifandraikana amin-javatra iray, fitovitoviana: Vonona hanao araka ny teninao aho, ry dada. Hovaliana araka ny nataontsika avy isika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] according to, following |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3, 1.8] selon, suivant 6 [1.3] d'après, en proportion |
Ohatra |
7 araka ny hevitro (selon moi, suivant mon opinion) [1.3] 8 araka ny reko (d’après ce que J’ai entendu dire) [1.3] 9 araka ny asanareo no hahazoanareo vola (vous gagnerez de l’argent en proportion de votre travail) [1.3] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Teny iditra (2/4) | 143 araka |
Sokajin-teny | 144 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
145 [1.1] milaza fiarahana, firaisan-kevitra, firindrana amin' izay atao, fitakiana zavatra sy fanaraha-maso |
Fanazavàna teny frantsay |
146 [1.3, 1.5] action de suivre, d’accompagner action de réclamer, d'imiter 147 [1.3] action de revendiquer action de suivre les traces de, d'observer, d’exécuter |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (3/4) | 160 araka |
Sokajin-teny | 161 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
162 [1.78] [Betsimisaraka]
reraka, sasatra |
Teny iditra (4/4) | 163 araka |
Sokajin-teny | 164 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
165 [1.10] karazan-toaka mahery |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |