Teny iditra | aram > ara- | ||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe araka | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial] A species of wild duck [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Canard à bosse [1.19] | ||||||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||||||
Tovy hevitra | arosy | ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] rotsirotsy [1.78] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Moyen de satisfaire [1.82] | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Famarana, fandrefesana [1.78] | ||||||
Ventim-belaran-tany [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mesure [1.82] | ||||||
Are [1.13] | |||||||
Voambolana | Toerana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Haran-dranomasina [1.78] | ||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] fatra [1.78] | ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | mpampitohy | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] ary, araky [1.78] | ||||||
Teny iditra | aram > ara | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | [Betsileo] Name of a tree. Ficus sp. Same as voara [Mal. ara.] [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Bara, Betsileo, Sakalava, Taisaka] Ficus tiliifolia Baker (Moraceae). Le fruit ou voara (nom qu'on donne souvent aussi à l'arbre tout entier) est comestible ; très estimé. On en confectionne des préparations adoucissantes contre la toux. (voir aussi voara). [1.196] | ||||||
Anarana siantifika | Ficus tiliifolia | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry ~ Fahasalamana | ||||||
Tovy hevitra | voara | ||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||
Ny fihaviany | Malay: ara. | ||||||
Teny iditra | aram > Ara | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Ara, Aera [2.996] | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.38] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Arah [2.996] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Arah [2.996] | ||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||
Tsipelina hafa | Aera | ||||||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Ara | ||||||
Teny iditra | aram > arana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Milaza fanaovana izay tiana [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | aram > arana (ara) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mesuré [1.82] | ||||||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | aram > arana (ara) | ||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | aram > araña | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy] Tratra [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | aram > araña | ||||||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78] | ||||||||||||
Teny iditra | aram > arana | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196] | ||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||||||
Teny iditra | aram > Aràna | ||||||||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Aràna [2.996] | ||||||||||||
Haran [2.996] | |||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Harân [2.996] | ||||||||||||
Ohatra | — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata
[1.38] | ||||||||||||
Voambolana | Soratra Masina | ||||||||||||
Tovy hevitra | Harana | ||||||||||||
Lahatsoratra | Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: Aràna | ||||||||||||
Fivaditsoratra | añara, arana |
aram | |||
|
|
aram | |||
|
|