Teny iditra (1/2) | 1 aretina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Zava-mahazo mampangirifiry ny vatana 4 Karazan' aretina: aretin' andoha, aretin-tenda, aretin-tratra, aretin' avokavoka, aretim-po, aretin-kozatra, aretin-kibo, aretim-bavafo, aretim-bavony, aretin' aty, aretin-tsinay, aretin-tsofina, areti-maso, aretin-koditra, aretin-tsaina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 sickness, illness [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 maladie [1.3.fr#60, 1.8, 1.54, 1.13] |
Ohatra |
7 Mety koa ho azon'aretina, hoy i Dada. [2.442#] 8 Ny aretina moa dia efa maro no fongana. [2.445#] 9 Nisy indray aretina nandringam- Bahoaka. [2.59#] |
Voambolana |
10 Fahasalamana |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 25 Ohabolana misy io teny aretina io |
Lahatsoratra |
26 Randzavola: aretina ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 27 aretina |
Fototeny | 28 aritra |
Sokajin-teny | 29 matoanteny mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
31 qu'on endure, qu'on supporte [1.3#62] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 33 aretina, aterina, ietrana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |