Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : aretina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko afaka ihany. [2.415 #1045, 2.653, 2.165]
Adidinao tsy namangy, fa ny aretiko sitrana ihany. [1.1 #22] Ny aretiko afaka ihany, fa adidinao tsy namangy. [2.415 #1045] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ianao no mahazo tsiny amin' ny fihavanana noho ny tsy nitsidihanao ahy narary, fa izaho itý sitrana ihany. [1.1 #22] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le blâme vous reste pour ne pas m'avoir visité dans ma maladie, gardez-le ; moi, je suis quand même débarrassé de mon mal. [2.415 #1045]
Vous êtes blâmable de ne m' avoir pas rendu visite, mais je n' en suis pas moins guéri de ma maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait à ceux qui n'assistaient pas leurs parents dans l'embarras. [2.415 #1045] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | Angaha noheverin- | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 3 | Ao am-bava ny aretina ka fidio ny teny havoaka. [2.558 #314]
Ao am-bava no aretina. [2.165 #1995] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ce sont les paroles (mauvaises ou injustes) que vous dites qui sont une maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Et on peut vous en blâmer, tandis qu' on ne peut vous faire un reproche d' une maladie physique que vous pouvez avoir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 4 | Aretina tsy miohatra ny boka, biby tsy miohatra ny mamba. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pas de maladie pire que la lèpre, ni d'animal pire que le caïman. [2.415 #1944] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des choses excessives, comme les malheurs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 5 | Ataony ho aretin’ inona, ka hoe : "Hohaniko ny sisan’ Ikaky". [2.415 #1491, 2.653 #302] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il ne sait de quelle maladie souffre son père et il dit : je mangerai les restes des bonnes choses qu' on a données à mon père. [2.415 #1491] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de l' égoïsme et de la gourmandise des enfants, qui sans songer aux souffrances de leurs parents, se réjouissaient de manger leurs restes. [2.415 #1491] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 6 | Aza atao aretin' alika, ka Aza atao hoatry ny aretin' alika, ka Aza atao ohatra ny aretin’ alika, ka | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme le chien malade qui se contente de lécher la partie malade. [2.415 #5073] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas se contenter de bonnes paroles pour assister un ami dans le malheur. [2.415 #5073] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 7 | Aza manao maso mila aretina, mitady teny mihilana. [2.415 #2066, 2.653 #482]
Aza manao maso mila aretina na mitady teny mihilana. [2.558 #546] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne faites pas comme un oeil qui se fatiguerait à vouloir voir si une parole est droite ou non. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Il ne faut pas chercher l' impossible. [2.415 #2066] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 8 | Aza tafandry manana aretina. [2.165 #1996]
Aza tafandry manana aretina, tahaka ny didimaso tsara ondana. [2.653 #710] Aza tafandry manana aretina, tahaky ny didimaso tsara ondana. [2.415 #3242] Nahoana no tafandry manana aretina, ohatra ny didi-maso tsara ondana ? [2.653] Nahoana no tafandry manana aretina toy ny didimaso tsara ondana. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ne dormez pas tranquillement quand vient la maladie, comme l' homme aux yeux chassieux qui dort sur un bon oreiller malgré sa maladie. [2.415 #3242]
Ne soyez pas tranquille tout en étant malade. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Inquiétez-vous de vous soigner et de guérir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 9 | Be no | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Beaucoup voudraient avoir une bonne santé, mais la maladie ne le permet pas. [2.415 #841]
Beaucoup voudraient s' appeler monsieur le Bien-portant, mais en sont empêchés par la maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Chacun a la destinée qui lui a été fixée. [2.415 #841] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 10 | Boka misikidy : ny tokin' aina dia lavorary fa ny aretina no | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 11 | Didimaso tsara ondana ka matory manana aretina. [2.558 #992]
Didimaso tsara ondana : matory manana aretina. [2.653 #848, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Ilazana olona manana aretina na misy mahavoa azy, nefa misy zavatra mahasondriana azy ka mipetrapetraka tsy manahy na inona na inona izy. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 12 | Dridra lava toy ny aretin-tSoamanaraka. [2.415 #2785] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Ulcère qui ne se ferme jamais comme la maladie de Soamanaraka. [2.415 #2785] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à un personnage légendaire ; on l'appliquait aux riches, parce que plus ils possèdent et plus ils veulent avoir. [2.415 #2785] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 13 | Fanefitra tsy mahafaka aretina. [2.415 #73, 2.653 #924] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Charme qui ne guérit pas d'un mal. [2.415 #73] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de toute chose qui ne justifie pas son nom. [2.415 #73] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 14 | Harika maty jiro (maizina) ka aretim-ponao no vokany. [2.558 #1282] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 15 | Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka hanina anao no androatokon' aretina. [2.558 #1396]
Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androatokon' aretina. [2.165 #1990] Ilaozanao mbola tsy manaritra aho, ka ny hanina anao no androa-tokon' ny aretina. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Vous me laissez avant que je sois guéri, et le désir que j' ai de vous voir fait les deux tiers de ma maladie. [2.415 #2793]
Vous me quittez avant que je sois guéri, et l' ennui de vous forme les deux tiers de ma maladie. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 16 | Kamo tia torimaso : tsy aretina fa mosavy tenany ihany. [2.558 #1594] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 17 | Ketraka ny henjana fa eo Ketraka ny henjana, fa mby eo an dohalika ny aretina, ka tsy afa-mandeha intsony. [2.653 #1257] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 18 | Kibo Kibo | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 19 | Mafanafana, toy ny aretin’ andriana. [2.415 #208, 2.558 #1828, 2.653 #1393] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est une indisposition, comme dans la maladie du souverain. [2.415 #208] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui cachent le mal, et plus généralement de ceux qui disent peu pour beaucoup ; ainsi lorsque le souverain était atteint de maladie, on disait qu'il était indisposé. [2.415 #208] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 20 | Manao ondry tsy harena, ka misorona ondry boka. [2.165 #82, 2.653 #1553]
Misorona ny ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.653 #1839] Misorona ondry boka. [2.415 #5455] Misorona ondry tsy volony, ka mankaloza ny aretina. [2.165 #83, 2.558 #2417, 1.1] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza fa zava-dratsy, fihomboan' aretina no mety ho azo raha tsy mahay mivavaka, raha zavatra ratsy no atao sorona. [1.1] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Considérer un mouton comme de peu de valeur et en offrir un qui est lépreux en sacrifice. [2.165]
Offrir en sacrifice un mouton lépreux pour remercier les Vazimba, de la guérison. [2.415] Offrir en sacrifice un mouton qui ne vaut pas grand' chose, c' est aggraver la maladie. [2.165 #83] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | C' est de l'ingratitude, et les Vazimba se vengeront. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 21 | Marary | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 22 | Maty tsikelikely toy ny aretin-dRenivalala. [2.415 #2811, 2.653 #1669] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dépérir insensiblement, comme dans la maladie de Renivalala. [2.415 #2811] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 23 | Matory manana aretina toa didimaso. [2.558 #2195] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 24 | Mikatsakatsaka eran' izao loha rehetra izao, dia mahasitrana aretina an-doha ny sakamalao. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C' est parce que le gingembre se répand dans toute la tête qu' il guérit le mal de tête. [2.415 #2795] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des gens qui se multiplient pour rendre service. [2.415 #2795] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 25 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Grande mortalité à la façon du riz couché à terre par le vent ou la pluie : c' est comme dans l' épidémie qui a frappé les gens de l'Imamo et ceux qui ne meurent pas deviennent ventrus. [2.415 #2881] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Allusion à une grande épidémie qui avait eu lieu dans l'Imamo. [2.415 #2881] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 26 | Mitango aretina, mitango lalitra. [2.415 #3941] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le paresseux fait le malade, le paresseux s' amuse à des riens, comme celui qui arrache les pattes et les ailes des mouches. [2.415 #3941] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 27 | Mitomany takon' ny olona : aretina an-doha no hita. [2.415 #2632]
Mitomany takon’ ny olona: aretin’ an-doha no hita. [2.653 #1876] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | A pleurer loin du regard des hommes on ne gagne que des maux de tête. [2.415 #2632] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait des misanthropes. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 28 | Nataonao dia ho faty moa aho, no dia narianao tamin’ aretina ? [2.653 #2095]
Nataonao dia ho faty ve aho no dia narianao tamin' aretina? [2.165 #1991] Nataonao ho faty angaha aho no nariana tamin' aretina? [2.558 #2766] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Avez-vous cru que je mourrais, pour m' avoir abandonné quand j' étais malade? [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 29 | Natory tsara ondana, fa tsy afak' aretina. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Dormir sur un bon oreiller, sans être débarrassé de sa maladie. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Les soucis restent. [2.415 #3282] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 30 | Ny aretina tsy maha-lehilahy. [2.165 #1993, 2.415 #2819]
Ny aretina tsy mahalehilahy, ny rofy tsy maha-andriana. [2.558 #2905] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La maladie fait qu' on n' est plus un homme. [2.415 #2819]
Le fait qu' on est un homme n' empêche pas d' être malade. [2.165 #1993] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 31 | Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415] Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 32 | Ny faty mpanazakazaka ary ny aretina Ny faty mpanazakazaka, ny aretina Ny faty mpanazakazaka, ny aretina | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | La mort arrive au pas de course, la maladie est inhérente à l'homme et le suit comme sa peau, on ne sait qui mourra le premier de nous deux, c' est pourquoi prenons des témoins. [2.415 #3646]
La mort court après l' homme, la maladie est inséparable de l' homme. [2.415 #28] La mort est une poursuivante, et la maladie est inséparable des hommes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Exhortation à faire ce qu'on peut tant qu'on est fort et en santé, et aussi à supporter ce qu' on ne peut pas éviter. [2.415 #28]
Se disait des conventions importantes où l' on voulait prévenir les difficultés. [2.415 #3646] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 33 | Ny iray alobotra tsy mahafatifaty, ny iray alofisaka tsy | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 34 | Raha maloiloy mamy, tsy dikidiky fa aretina. [2.558 #235]
Raha | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Si vous avez la nausée de ce qui est doux, ce n' est pas là du dégoût, c' est de la maladie. [2.415 #2821] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui sont insensibles aux bons procédés. [2.415 #2821] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 35 | Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 36 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Lépreux qui consulte le sikidy : on a beau lui promettre monts et merveilles, la maladie lui coupe les nerfs. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | On ne peut rien contre le destin, le sikidy ne fait que manifester le destin ; sens général : le conseil est excellent mais la difficulté reste. [2.415] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 37 | Tao ny | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 38 | Toy ny aretina ny alahelo : ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.653]
Toy ny aretina ny alahelo: ka ao ny morainy, ao ny sarotiny. [2.165 #1021] Toy ny aretina ny alahelo, ka ao ny morainy ary ao ny sarotiny. [2.558 #4265] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Le chagrin est comme la maladie: pour les uns il est bénin, pour les autres il est aigu. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 39 | Toy ny aretin’ omby ny teny: izay Toy ny aretin' omby ny teny, ka izay Toy ny aretin' omby ny teny, ka izay | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Les querelles sont comme les maladies des bœufs: elles atteignent ceux qui s' en mêlent (litt. beuglent). [2.165 #335] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 40 | Tomany eo imasony, toa mila fitia noho iza, tomany takona aretina an-doha no azo (fa tsy hitany). [2.558 #4170]
Tomany eo imasony, toa mila fitia noho iza ; tomany takona azy, aretina an-doha no azo. [2.653 #3116, 2.415] | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Pleurer devant elle, c' est sembler chercher de l' amour plus que n' importe qui ; pleurer loin d' elle, on ne gagne qu' un mal de tête. [2.415 #5146] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 41 | Tsy misy aretin-dratsy ohatra ny nendra, fa namoizako ny Tsy misy aretin-dratsy tahaka ny nendra, fa namoizako Tsy misy aretin-dratsy tahaky ny nendra, fa namoizako | ||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | Il n' y a pas de mal aussi pernicieux que la petite vérole, car elle m' a fait perdre des hommes qui m' étaient chers. [2.415 #2832] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Le roi Andrianampoinimerina a dit ces paroles : la petite vérole avait décimé les nouveaux habitants qu' il avait établis à Tananarive après la prise de cette ville ; à la faveur de ce fléau, les ennemis avaient repris la ville ; ce souvenir avait dicté à Andrianampoinimerina des règlements très sévères sur la petite vérole. [2.415 #2832] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 42 | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 43 | |||||||||||||||||||||
Dikanteny frantsay | C'est tant pis pour vous si vous ne m' avez pas visité car ma maladie s' est guérie sans remèdes. [2.415 #4071] | ||||||||||||||||||||
Fanazavana frantsay | Vous en êtes pour votre impolitesse. [2.415 #4071] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||