|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  arika
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fahatsiarovana; tsy fampiasa afa-tsy amin' ireto teny ireto
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] mémoire
Kamban-teny 

Teny iditra (2/3)8  arika
Fototeny  9  rika
Sokajin-teny  10  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1] Atao ao ambany rambaramba mba hikodiavany tsara: Iretsy hazo boribory iretsy arika an' itỳ rambaramba ity
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3] ce qu'on met sous le traîneau pour le faire rouler
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
16  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/3)17  arika
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19  [1.19] [Tankarana] rate
Voambolana  20  Haiaina
Tsipelina hafa  21  ariny
Tovy hevitra  22  bakela, katry, lambiñana
Anaram-biby 

Fivaditsoratra  24  akari, araik, araky, arika, iraka, karia, raika, rakia, riaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21