Teny iditra asaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka] Vony [1.78]
 Enti-milaza ny soratr' omby mavo vasoka na maloto volo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Jaune [1.78]
Mpanahaka  volo/colors/couleurs  ~ Soratr' omby

Teny iditra asaka (saka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty lavaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asaka, asako, asakao, asany, asatsika, asakay, asakareo, asak', asa-
Ny lasa : nasaka, nasako, nasakao, nasany, nasatsika, nasakay, nasakareo, nasak', nasa-
Ny hoavy : hasaka, hasako, hasakao, hasany, hasatsika, hasakay, hasakareo, hasak', hasa-
Filaza mandidy : asakao

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20