|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hasaka
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 vony [Bezanozano, Tambahoaka, Sihanaka] [1.78]
4 manamotamo [Bezanozano] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  5 used in the provinces for vony (yellow). [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 jaune [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 
Tsanganana sy sary iray takila  106  Ny Loko

Teny iditra (2/3)107  hasaka
Sokajin-teny  108  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  109 good, valuable [1.2]
Kamban-teny rehetra  110 vala hasaka

Teny iditra (3/3)111  hasaka
Sokajin-teny  112  anarana
Fanazavàna teny anglisy  113 a small yellow bead [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  114 perle jaune [Tankarana] [1.19]
Renianarana 
Anarana iray reny 

Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14