Teny iditra (1/2) | 1 asaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka, Sihanaka]
vony 4 [1.1] Enti-milaza ny soratr' omby mavo vasoka na maloto volo |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.78] jaune |
Teny iditra (2/2) | 6 asaka |
Fototeny | 7 saka |
Sokajin-teny | 8 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] (ny tanana) Entina misaka, maka hazandrano na orana ao anaty rano na ao anaty lavaka |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 14 akasa, asaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |