Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanasarahana, fampihatahana hitokana na hisaraka tsy hiray amin'ny hafa [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Séparation, distinction [1.3]
|
Ohatra | Ny anankiray manisy avaka ny andro, ny anankiray kosa mampitovy ny andro rehetra;
[2.996]
|
Sampanteny |
|
|
Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ila kisoa ialan' ny loha sy ny tongony [1.1]
|
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
avaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Karazam-bovo fitahirizana ny hazandrano azo avy amin'ny vovo hafa, raha mbola tsy ho entimody miaraka amin'izay [1.78]
|
Voambolana |
|