|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  avaratra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Iray amin' ny vazan-tany efatra, an-kavian' ny tena raha mitodika miantsinanana; mifanohitra amin' ny atsimo
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the north. (Mal. utara; Sans. utara?)
5  [1.7] the north
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#67, 1.8] nord
Ohatra  7  Hatrany amin'ny farany avaratra, ka hatrany amin'ny farany atsimo, miova fihetsika sy miova fiainana ny ala atsinanana rehetra [2.472]
Voambolana  8  Toerana
Haiendriteny 
9  Tsotra :
Sampanteny 
10  Anarana :
11  Tambinteny :
Tohi-kevitra  12  atsimo
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny avaratra io

Teny iditra (2/2)28  avaratra
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30  [1.1] Enti-milaza olona hajaina, ambony na mahamenamaso, ka avy amin' izany no nahatonga ireo fitenenana toy ny hoe: tany avo avaratra
Voambolana  31  Teny fanajana
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/14