Teny iditra | 1 avy tsy nasaina nasesiky ny razana |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy |
Singan-teny | 4 avy, tsy, asaina, asesika, razana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |