|
|
|
|

Teny iditra1  avy tsy nasaina nasesiky ny razana
Singan-teny  2  avy, tsy, asaina, asesika, razana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  enti-milaza olona tonga tampoka ary sendrasendra eo am-piandohan' ny sakafo ka lazaina fa voatery mandray anjara amin' izany sakafo izany satria toa ny razana mihitsy no naniraka azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/12