|
|
|
|

Teny iditra1  bafoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza fijanonana am-pandriana, fahalainana miarina noho ny hakamoana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Action de se vautrer, de garder le lit par paresse
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Fivaditsoratra  9  abafok, abofak, bafoka, bakafo, bofaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21