Teny iditra | bageda | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Tandroy, Tanosy] Vomanga [1.1] | |
Karazana hanin-kotrana [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Patate douce. (batàta). [1.19] | |
Patate douce [1.13] | ||
[Bara, Tanosy] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (L.) Lam.(Convolvulaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | |
Ohatra | Voly mamody toy ny kazaha, bageda, saonjo no atao eny amin' ny vody tanety.
[2.117] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Mpanahaka | batata ~ bokala ~ bele ~ mbizo ~ vomanga | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |