Teny iditra bokala
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro, Taisaka, Tambahoaka] vomanga [Rakotosaona 1972]
 karazana hanin-kotrana [SLP 1986]
Famaritana anglisy sweet potatoes. (Prov.) See batata, vomanga. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Taisaka] patate [Deschamps 1936]
Famaritana frantsay patate douce [SLP 1986]
  [Bara, Betsileo, Mahafaly] Un des nombreux noms de la patate douce, Ipomoea batatas (Lam.) Poir.(Convolvulaceae). [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Ipomoea batatas
Mpanahaka  bageda ~ batata ~ bele ~ mbizo ~ vomanga

2017/12/07