|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  batata
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] Vomanga
4  [1.1] [Provincial] Vomanga
5  [1.13] karazana hanin-kotrana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2] the sweet potato. (Prov.) See vomanga.
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] patates. (tsimanga) § vomanga.
8  [1.13] patate douce
9  [1.196] (du français « patate »). Ipomoea batatas Poir. (Convolvulaceae) : la patate douce. Tubercule alimentaire. [Betsimisaraka]
10  [Sakalava]
Voambolana  11  Haizavamaniry: anana
Tovy hevitra  12  bageda, bele, bokala, mbizo, tsimanga, vomanga
Kamban-teny 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)15  batata
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  17  [1.78] [Bara] kely saina, adaladala

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10