Teny iditra baka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Mivelatra [1.78]
 Enti-milaza ny tandrok' omby misamaka, izany hoe mivelatra mifanalavitra, mihataka (mifan: kirongo)
Ny fisarahan' ny zavatra iray toerana na mizara roa misy elanelana lavitra
Fitenenana: Raha baka mahay misisika (na mihorirana) ianao, izaho kirongo tsy azo idirana: teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina. / Fitenenana mitovy hevitra: Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Branching out into two parts, having horns diverging in the form of a V. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Divergent en forme de V [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra lily
Tohi-kevitra 
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila Bikan' ny tandrok' omby
Ohabolana 
Sary 

Teny iditra baka
Sokajin-teny tenim-piontanana [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy An expletive used in certain provinces. [1.2]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] "tronc" de bananier
Parfois employé par des devins-guérisseurs pour désigner une extrémité d'inflorescence de bananier tombée à terre (ambika akondro nihintsaña) [1.6]
  [Sakalava] (de baka : divergent comme les deux branches de la lettre V) Nom donné à plusieurs Apocynaceae dont les fruits sont composés de deux péricarpes divergents. C'est aussi le nom d'un ody ratsy (charme malfaisant) préparé à partir de ces plantes en vue d'empoisonnements criminels. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay (abréviation de bakalorea) baccal [...] [tohiny 1.5]
Kamban-teny 

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [French bac] a ferry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [français bac] bac [1.8]
 Bateau de transbordement, bac [1.5]
Sary 

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tavy [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Récipient [1.13]

Teny iditra baka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Détendu, désserré [1.19]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/18