Teny iditra (1/2) | 1 balita |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] voky sakafo ny kibo vetaveta, ratsy fitondran-tena: Tovolahy balita saina |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 5 katritra, amboafitritra, batritra, olona tsy ampoka, tsy manjary, mialikalika, mitritratritra, miangiangy, fotsy fanahy |
Teny iditra (2/2) | 6 balita |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] anaram-bosotra fanome zaza kelikely sady badobado |
Fivaditsoratra | 9 balita, talaby |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |