|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  baka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tambahoaka, Taisaka, Tanala] voninahitra
4  [1.78] [Taisaka] hasina
5  [1.78] [Tanala] haja
6  [1.1, 1.62] voninahitra
7  [1.62] boròka, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay
Fanazavàna teny anglisy  8  [1.2] honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.]
Fanazavàna teny frantsay  9  [1.3] honneur, réputation
10  [1.82] [Taisaka] honneur
Ohatra  11  Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [1.1]
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)17  baka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny malagasy  19  [1.62] voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo

Teny iditra (3/7)20  baraka
Sokajin-teny  21  anarana
Fanazavàna teny malagasy  22  [1.13] elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.13] hymen
Voambolana  24  Haiaina
Tovy hevitra  25  sarom-pivaviana
Kamban-teny 

Teny iditra (4/7)30  baraka
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32  [1.78] [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra
Sampanteny 
33  Matoantenin' ny iharana :

Teny iditra (5/7)34  baraka
Sokajin-teny  35  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  36  [1.78] [Betsimisaraka] hatramin'
Kamban-teny 

Teny iditra (6/7)38  Baraka
Sokajin-teny  39  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  40  [2.996] Barak
Fanazavàna teny frantsay  41  [2.996] Baraq
Ohatra  42  Ary nantsoin'i baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [2.996]
Voambolana  43  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  44  Toko sy andininy momba Baraka
Lahatsoratra  45  Randzavola: Baraka ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (7/7)46  Barakà
Sokajin-teny  47  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  48  [2.996] Berachah
Fanazavàna teny frantsay  49  [2.996] Beraka
Voambolana  50  Soratra Masina
Tovy hevitra  51  beraka
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  52  Toko sy andininy momba Barakà

Fivaditsoratra  53  arabak, Bakara, baraka, baràka, karaba, rabaka

Nohavaozina tamin' ny 2024/11/22