|
|
|
|

Teny iditra1  baribary
Fototeny  2  bary
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4  mitovy hevitra amin' ny bary
5  enti-milaza ny maso misokatra sy mihiratra tsara ary falifaly: Baribary maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  large, full, well-made, clear, conspicuous [1.2]
7  open; evident, known [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  évident [1.3, 1.8]
9  ouvert en grand [1.3]
10  grand ouvert [1.8]
Ohatra  11  Ary sao mba efa nojeren'ireo masony baribary ialahy? [2.895]
12  Toa vao mainka nahabaliaka ny masony baribary ny fiantefan' ny mena midorehitra teny amin' ny molony nifangala-doko tamin' ny lamba teny an-kodiny. [2.529]
Sampanteny 
13  Matoantenin' ny mpanao :
14  Matoantenin' ny iharana :
15  Matoantenin' ny fameno :
16  Anarana :
17  unkLabel:5av: :

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31