Teny iditra | 1 be tenda |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka]
tendana 4 [1.1] enti-milaza olona mpamosibosika, mpandrapadrapaka rehe fa mihinana; ilazana ny sarotra an-kanina, izany hoe sady lian-kanina no mahalany betsaka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] (betenda) Strong-voiced, gluttonous. 6 [1.7] a glutton |
Singan-teny | 7 be, tenda |
Tovy hevitra | 8 tenda an-kanina, tenda be |
Fivaditsoratra | 9 be tenda, tenda be, tendabe |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/28 |
![]() |