Teny iditra | 1 bevava |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Taisaka]
basivava 4 [1.78] [Tanala] basivava: Laha olo ho bevava i aban'i Tsaboto iñy, iengana mandy (raha olona ho basivava ny rain'i Tsaboto iny dia ialana fotsiny) 5 [1.1] (be vava) lehibe vava; basivava, mitsaontsaom-bava; lehibe, makadiry amin' ny hevitra an' ohatra: Heloka be vava |
Fanazavàna teny anglisy |
6 [1.2] [VAVA, mouth.] Loud voiced; great, exceeding, dear, costly. |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.82] [Taisaka]
bavard |
Singan-teny | 8 be, vava |
Tsipelina hafa | 9 bevava |
Tovy hevitra | 10 be taim-bava |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |