Teny iditra (1/4) | 1 bebaka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza ny fiaikena ny hadisoana natao [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 repentance, imploring forgiveness, confession. See baboka, fona, nenina, valo [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Aveu, demande de pardon, repentir, conversion [1.3] |
Voambolana |
6 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/4) | 10 bebaka |
Sokajin-teny | 11 mpamaritra |
Fanazavàna teny anglisy |
12 shallow, used of a tub, a basket, or a pot. See taBEbaka [Provincial]
[1.2] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/4) | 15 bebaka |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 large; tabebaka [Tankarana]
[1.19] |
Teny iditra (4/4) | 18 bebaka |
Sokajin-teny | 19 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
20 (de be : grand ou gros et baka : nom qu'on donne aux feuilles composées palmées ; les feuilles sont ici à très grandes folioles). Agelaea pentagyna (Lam.) Baill. (Connaraceae). [Sakalava]
[1.196] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 23 babake, bebaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |