Teny iditra | 1 be no aizana |
Singan-teny | 2 be, aizana |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] enti-milaza zaza iray efa be taona vao manan-jandry indray; zaza efa lehibe vao mitsaika ao an-kibon-dreniny ny zandriny |
Voambolana |
5 Fifandraisana: fianakaviana |
Tovy hevitra | 6 be anaka |
Fivaditsoratra | 7 be no aizana, nibeazanao |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |